Levitikosy 2:10 MG1865

10 Ary ny sisa amin'ny fanatitra hohanina dia ho an'i Arona sy ny zanany; ho masina dia masina avy amin'ny fanatitra atao amin'ny afo ho an'i Jehovah izany.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 2

Jereo Levitikosy 2:10 amin'ny teny manodidina.