Levitikosy 2:9 MG1865

9 Ary ny mpisorona haka ny fanati-pahatsiarovana avy amin'ny fanatitra hohanina ka handoro azy ho fofona eo ambonin'ny alitara; dia fanatitra atao amin'ny afo ho hanitra ankasitrahana ho an'i Jehovah izany.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 2

Jereo Levitikosy 2:9 amin'ny teny manodidina.