Levitikosy 2:8 MG1865

8 Ary ho entinao ho an'i Jehovah ny fanatitra hohanina izay atao amin'ireo zavatra ireo; ary rehefa voatitra eo amin'ny mpisorona izany, dia ho entiny eo amin'ny alitara.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 2

Jereo Levitikosy 2:8 amin'ny teny manodidina.