Levitikosy 2:16 MG1865

16 Ary hodoran'ny mpisorona ho fofona ny fanati-pahatsiarovana avy amin'ny langony sy avy amin'ny diloilony ary ny ditin-kazo mani-pofona rehetra; dia fanatitra atao amin'ny afo ho an'i Jehovah izany.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 2

Jereo Levitikosy 2:16 amin'ny teny manodidina.