Levitikosy 3:1

Malagasy Bible

1Ary raha fanati-pihavanana no fanatiny, ka ombilahy na ombivavy no ateriny, dia izay tsy misy kilema no hateriny eo anatrehan'i Jehovah.

Levitikosy 3:1 — MG1865