Levitikosy 20:13 MG1865

13 Ary raha misy lehilahy mandry amin'ny lehilahy, tahaka ny fandry amin'ny vehivavy, dia efa nanao fahavetavetana izy roa lahy; hatao maty tokoa izy; ny ràny dia ho aminy ihany.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 20

Jereo Levitikosy 20:13 amin'ny teny manodidina.