Levitikosy 20:12 MG1865

12 Ary raha misy lehilahy mandry amin'ny vinantovaviny, dia hatao maty tokoa izy roroa; efa nanao zavatra izay fady indrindra izy; ny ràny dia ho aminy ihany.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 20

Jereo Levitikosy 20:12 amin'ny teny manodidina.