11 Ary ny olona izay mandry amin'ny vadin-drainy dia efa nandry tamin'izay nandrian-drainy; hatao maty tokoa izy roroa; ny ràny dia ho aminy ihany.
Vakio ny toko manontolo Levitikosy 20
Jereo Levitikosy 20:11 amin'ny teny manodidina.