Levitikosy 20:10 MG1865

10 Ary ny lehilahy mijangajanga amin'ny vadin'olona, dia izay mijangajanga amin'ny vadin'ny namany, hatao maty tokoa, na ny mila, na ny ilainy.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 20

Jereo Levitikosy 20:10 amin'ny teny manodidina.