Levitikosy 20:25 MG1865

25 Ary avaho ny biby madio sy ny maloto, ary ny vorona maloto sy ny madio; ary aza mametaveta ny fanahinareo amin'ny biby, na amin'ny vorona, na amin'izay rehetra mandady na mikisaka amin'ny tany, izay navahako ka nolazaiko taminareo fa maloto.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 20

Jereo Levitikosy 20:25 amin'ny teny manodidina.