Levitikosy 20:26

Malagasy Bible

26Ary aoka ho masina ho Ahy ianareo, satria masina Aho Jehovah; ary efa navahako tamin'ny firenena samy hafa ianareo mba ho Ahy.

Levitikosy 20:26 — MG1865