27 Ary na lehilahy na vehivavy izay manao azy ho tsindrian-javatra na izay mpanao hatsarana dia hatao maty tokoa: hitora-bato azy ny olona; ny ràny dia ho aminy ihany.
Vakio ny toko manontolo Levitikosy 20
Jereo Levitikosy 20:27 amin'ny teny manodidina.