Levitikosy 21:1 MG1865

1 Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe: Mitenena amin'ireo mpisorona, zanak'i Arona, hoe: Aoka ianareo tsy hisy hiditra am-paty eo amin'ny fireneny,

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 21

Jereo Levitikosy 21:1 amin'ny teny manodidina.