Levitikosy 21:12 MG1865

12 Ary aoka tsy hivoaka avy amin'ny fitoerana masina izy, na handoto ny fitoera-masin'Andriamaniny; fa ny diademany, dia ny diloilo fanosoran'Andriamaniny azy, no eo an-dohany: Izaho no Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 21

Jereo Levitikosy 21:12 amin'ny teny manodidina.