Levitikosy 21:14 MG1865

14 Fa ny maty vady, na ny efa nisaorana, na ny voaloto tamin'ny fijangajangana, dia tsy azony hampakarina, fa virijina avy amin'ny fireneny ihany no hampakariny.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 21

Jereo Levitikosy 21:14 amin'ny teny manodidina.