Levitikosy 21:9 MG1865

9 Ary raha ny zanakavavin'ny mpisorona mandoto ny tenany amin'ny fijangajangana, dia efa manamavo ny rainy izy ka hodorana amin'ny afo.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 21

Jereo Levitikosy 21:9 amin'ny teny manodidina.