Levitikosy 22:22 MG1865

22 Fa ny jamba na ny misy tapaka, na ny kilemaina, na ny ferena, na ny boka, na ny kongonina, dia izany no tsy haterinareo ho an'i Jehovah, na hataonareo fanatitra amin'ny afo eo ambonin'ny alitara ho an'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 22

Jereo Levitikosy 22:22 amin'ny teny manodidina.