Levitikosy 22:23 MG1865

23 Na omby, na ondry, na osy, izay misy sampona, dia azonao haterina ho fanati-tsitrapo; fa raha atao fanatitra hanalam-boady, dia tsy hankasitrahana izy.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 22

Jereo Levitikosy 22:23 amin'ny teny manodidina.