Levitikosy 22:24 MG1865

24 Izay voaporitra, na voatoro, na voaombotra, na voadidy ho afaka ny vihiny, dia tsy azonareo aterina ho an'i Jehovah; ary aza manao izany eo amin'ny taninareo.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 22

Jereo Levitikosy 22:24 amin'ny teny manodidina.