29 Ary raha mamono zavatra hatao fanati-pisaorana ho an'i Jehovah ianareo, dia amin'izay hankasitrahana anareo no hamonoanareo azy.
Vakio ny toko manontolo Levitikosy 22
Jereo Levitikosy 22:29 amin'ny teny manodidina.