9 Ary aoka hitandrina izay nasaiko tandremana izy, fandrao ho meloka noho izany izy ka ho fatin'ny nanamavoany azy: Izaho Jehovah no manamasina azy.
Vakio ny toko manontolo Levitikosy 22
Jereo Levitikosy 22:9 amin'ny teny manodidina.