Levitikosy 23:19 MG1865

19 Dia manatera osilahy iray ho fanatitra noho ny ota sy zanak'ondrilahy roa izay iray taona ho fanati-pihavanana.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 23

Jereo Levitikosy 23:19 amin'ny teny manodidina.