Levitikosy 23:20 MG1865

20 Ary ny mpisorona hahevaheva ireo mbamin'ny mofon'ny voaloham-bokatra ho fanatitra ahevaheva eo anatrehan'i Jehovah mbamin'ny zanak'ondrilahy roa koa; ireo dia ho masina ho an'i Jehovah ho anjaran'ny mpisorona.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 23

Jereo Levitikosy 23:20 amin'ny teny manodidina.