Levitikosy 23:21 MG1865

21 Ary miantsoa izany andro izany ho fivoriana masina ho anareo, ka aza manao tao-zavatra akory; ho lalàna mandrakizay amin'ny taranakareo hatramin'ny fara mandimby izany eny amin'izay fonenanareo rehetra.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 23

Jereo Levitikosy 23:21 amin'ny teny manodidina.