Levitikosy 23:3 MG1865

3 Henemana no hanaovana raharaha; fa ny andro fahafito dia tena andro fitsaharana, dia fivoriana masina; aza manao raharaha akory ianareo, fa Sabata ho an'i Jehovah eny amin'izay fonenanareo rehetra izany.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 23

Jereo Levitikosy 23:3 amin'ny teny manodidina.