Levitikosy 23:2 MG1865

2 Mitenena amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Ny amin'ny fotoam-pivavahana voatendrin'i Jehovah, izay hantsoinareo ho fivoriana masina, dia izao no izy:

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 23

Jereo Levitikosy 23:2 amin'ny teny manodidina.