Levitikosy 24:10 MG1865

10 Ary nisy lehilahy anankiray nivoaka nankeo amin'ny Zanak'Isiraely, vehivavy Isiraelita no reniny, fa lehilahy Egyptiana no rainy; ary niady teo an-toby io zanaky ny vehivavy Isiraelita io sy ny lehilahy Isiraelita anankiray.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 24

Jereo Levitikosy 24:10 amin'ny teny manodidina.