Levitikosy 24:11 MG1865

11 Ary niteny ratsy ny Anarana ilay zanaky ny vehivavy Isiraelita ka nanozona dia nentina tany amin'i Mosesy izy (Sebomita no anaran-dreniny, zanakavavin'i Dibry avy tamin'ny firenen'i Dana izy);

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 24

Jereo Levitikosy 24:11 amin'ny teny manodidina.