Levitikosy 25:11 MG1865

11 Jobily ho anareo izany taona fahadimam-polo izany; aza mamafy ianareo, ary aza mijinja izay maniry ho azy avy tamin'ny voa nihintsana tamin'ny fararano lasa, ary aza mioty ny avy tamin'izay tsy namboarinareo;

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 25

Jereo Levitikosy 25:11 amin'ny teny manodidina.