Levitikosy 25:10 MG1865

10 Ary hamasino ny taona fahadimam-polo, ka miantsoa fanafahana amin'ny tany ho an'ny mponina rehetra ao aminy; Jobily ho anareo izany, ka samia mody any amin'ny taninareo avy ianareo sy any amin'ny mpianakavinareo avy.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 25

Jereo Levitikosy 25:10 amin'ny teny manodidina.