Levitikosy 25:9 MG1865

9 Dia mitsofa anjomara avo feo amin'ny andro fahafolo amin'ny volana fahafito; dia amin'ny andro fanavotana no hitsofanareo anjomara eran'ny taninareo.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 25

Jereo Levitikosy 25:9 amin'ny teny manodidina.