Levitikosy 25:2 MG1865

2 Mitenena amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Rehefa tonga any amin'ny tany izay omeko anareo ianareo, aoka hisy fitsaharana ho an'ny tany, dia sabata ho an'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 25

Jereo Levitikosy 25:2 amin'ny teny manodidina.