Levitikosy 25:27 MG1865

27 dia aoka hanisa ny taona hatramin'ny nivarotany azy izy ka handoa ny hevitry ny taona sisa ho an'ny lehilahy izay nivarotany azy; ka dia hody amin'ny taniny izy.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 25

Jereo Levitikosy 25:27 amin'ny teny manodidina.