Levitikosy 25:28 MG1865

28 Fa raha tsy nahazo izay ampy handoavana izany izy, izay namidiny dia mbola hitoetra eo an-tànan'ilay nividy azy ihany mandra-pahatongan'ny taona Jobily; ary ho afaka izany amin'ny Jobily, ka hody amin'ny taniny ralehilahy.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 25

Jereo Levitikosy 25:28 amin'ny teny manodidina.