Levitikosy 26:22 MG1865

22 Ary hampandehaniko eo aminareo ny bibi-dia, ka handany ny zanakareo sy handringana ny biby fiompinareo ireny ka hahavitsy isa anareo; ary ny lalambenareo ho tonga efitra.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 26

Jereo Levitikosy 26:22 amin'ny teny manodidina.