Levitikosy 26:25 MG1865

25 Dia hampiditra sabatra aminareo Aho ho valin'ny nivadihanareo ny fanekena; ary rehefa tafangona eo anatin'ny tanànanareo ianareo, dia hanatitra areti-mandringana aminareo Aho; ary hatolotra eo an-tànan'ny fahavalo ianareo.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 26

Jereo Levitikosy 26:25 amin'ny teny manodidina.