Levitikosy 26:26 MG1865

26 Raha tapahiko ny vary, izay tohan'ainareo, dia fanendasa-mofo iray ihany no hanendasan'ny vehivavy folo ny mofonareo, ary an-danjany no hizarany azy, dia hihinana ianareo, fa tsy ho voky.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 26

Jereo Levitikosy 26:26 amin'ny teny manodidina.