Levitikosy 26:43 MG1865

43 Ary ny tany hilaozan'ny olona ka hanonitra ny sabatany, raha mitoetra foana tsy misy olona izy; ary ny olona hanonitra ny amin'ny helony, satria nandà ny fitsipiko Izy, ary halan'ny fanahiny ny didiko.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 26

Jereo Levitikosy 26:43 amin'ny teny manodidina.