Levitikosy 26:44 MG1865

44 Ary na dia izany rehetra izany aza, raha any amin'ny tanin'ny fahavalony izy, dia tsy holaviko ary tsy ho halako, fandrao lany ringana izy rehetra, ka rava ny fanekeko taminy; fa Izaho no Jehovah Andriamaniny.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 26

Jereo Levitikosy 26:44 amin'ny teny manodidina.