Levitikosy 26:45 MG1865

45 Fa ny hitahiako azy no hahatsiarovako ny fanekena tamin'ny razany, izay nentiko nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta teo Imason'ny jentilisa, mba ho Andriamaniny Aho: Izaho no Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 26

Jereo Levitikosy 26:45 amin'ny teny manodidina.