Levitikosy 27:32 MG1865

32 Ary ny amin'ny ampahafolon'ny omby, na ny ondry, na ny osy, dia ny ampahafolon'izay rehetra mandalo eo ambanin'ny tehin'ny mpiandry, ho masina ho an'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 27

Jereo Levitikosy 27:32 amin'ny teny manodidina.