Levitikosy 27:8 MG1865

8 Ary raha malahelo kosa izy ka tsy mahaloa izay hataonao ho tombany, dia ho entina eo anatrehan'ny mpisorona izy, ary ny mpisorona hanombana azy; araka izay takatry ny ananan'ilay nivoady no hanombanan'ny mpisorona azy.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 27

Jereo Levitikosy 27:8 amin'ny teny manodidina.