Levitikosy 27:9 MG1865

9 Ary raha biby fiompy izay fanao fanatitra ho an'i Jehovah, dia ho masina ho an'i Jehovah izay rehetra omena amin'izany.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 27

Jereo Levitikosy 27:9 amin'ny teny manodidina.