Levitikosy 3:16 MG1865

16 Ary ny mpisorona handoro azy ho fofona eo ambonin'ny alitara; hanina avy amin'ny fanatitra atao amin'ny afo ho hanitra ankasitrahana izany; an'i Jehovah ny sabora rehetra.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 3

Jereo Levitikosy 3:16 amin'ny teny manodidina.