Levitikosy 3:3 MG1865

3 Dia hangalan'ny mpisorona ny fanati-pihavanana, ka hateriny ho fanatitra atao amin'ny afo ho an'i Jehovah, dia ny safodrorohany sy ny saboran-tsinainy

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 3

Jereo Levitikosy 3:3 amin'ny teny manodidina.