Levitikosy 3:4 MG1865

4 sy ny voany roa mbamin'ny fonom-boany, izay eo amin'ny takibany, ary ny ila-atiny lehibe; hataony indray manala amin'ny voany no fanaisony izany.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 3

Jereo Levitikosy 3:4 amin'ny teny manodidina.