Levitikosy 4:2 MG1865

2 Mitenena amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Raha misy olona manota tsy nahy ny didin'i Jehovah amin'izay tsy tokony hatao ka mandika ny anankiray amin'ireny:

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 4

Jereo Levitikosy 4:2 amin'ny teny manodidina.