Levitikosy 5:2 MG1865

2 na misy mikasika izay zavatra tsy madio, na ny fatin'ny bibi-dia tsy madio, na ny fatin'ny biby fiompy izay tsy madio, na ny fatin'ny biby mandady na mikisaka izay tsy madio, nefa tsy hitany izany, ka mahaloto sy mahameloka azy izany,

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 5

Jereo Levitikosy 5:2 amin'ny teny manodidina.