Levitikosy 5:3 MG1865

3 na misy mikasika ny fahalotoan'olona, dia izay fahalotoany rehetra na inona na inona, nefa tsy hitany izany, rehefa fantany izany, ka mahameloka azy,

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 5

Jereo Levitikosy 5:3 amin'ny teny manodidina.