10 Tsy hasiana masirasira izany raha hendasina; fa efa nomeko ho anjarany avy amin'ny fanatitra atao amin'ny afo ho Ahy izany; masina dia masina izany tahaka ny fanatitra noho ny ota sy tahaka ny fanati-panonerana.
Vakio ny toko manontolo Levitikosy 6
Jereo Levitikosy 6:10 amin'ny teny manodidina.